Psalms 30:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hankalazako ny voninahitrao ka tsy hangina aho. TOMPO Andriamanitro ô, hidera Anao mandrakariva aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampody ny fidradradradràko ho fifaliana Ianao, namaha ny lasàkako Ianao ka nampisikina fifaliana ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navadikao ho dihy ny alaheloko. Nesorinao tamiko ny fitafiam-pisaonako ka nosoloanao akanjom-pifaliana.
Malagasy Bible 1865
Mba hankalazan'ny fanahiko Anao ka tsy hangina. Jehovah Andriamanitro ô, hidera Anao mandrakizay aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hankalazako ny voninahitrao ka tsy hangina aho. TOMPO Andriamanitro ô, hidera Anao mandrakariva aho.
malagasy
Mba hankalazan'ny fanahiko Anao ka tsy hangina. Jehovah Andriamanitro ô, hidera Anao mandrakizay aho.[Heb: voninahitro]