Psalms 30:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO Andriamanitro ô! nitaraina taminao aho dia nanasitrana ahy Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mankalaza Anao aho, ry Iaveh, fa efa nanandratra ahy Ianao, tsy nataonao ho fifalian’ny fahavaloko aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, hankalaza Anao tokoa aho noho Ianao nanafaka ahy tsy ho faty ka tsy namela ahy hoesoim-pahavalo.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Andriamanitro ô, nitaraina taminao aho, dia nahasitrana ahy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO Andriamanitro ô! nitaraina taminao aho dia nanasitrana ahy Ianao.
malagasy
Jehovah Andriamanitro ô, nitaraina taminao aho, dia nahasitrana ahy Hianao.