Psalms 30:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, efa nampiakatra ahy avy tany amin’ny fitoeran’ny maty Ianao; nampody ny aiko Ianao mba tsy ho isan’izay midina any an-davaka aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh Andriamanitro ô, nitaraina taminao aho, dia nositraninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitro ô, niantso vonjy taminao aho ka dia nositraninao tokoa.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, efa nampakatra ny fanahiko avy tany amin'ny fiainan-tsi-hita Hianao; efa nampody ny aiko Hianao, mba tsy ho isan'izay midina any an-davaka aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, efa nampiakatra ahy avy tany amin’ny fitoeran’ny maty* Ianao; nampody ny aiko Ianao mba tsy ho isan’izay midina any an-davaka aho.
malagasy
Jehovah ô, efa nampakatra ny fanahiko avy tany amin'ny fiainan-tsi-hita Hianao; efa nampody ny aiko Hianao, mba tsy ho isan'izay midina any an-davaka aho.[Heb: Sheola]