Psalms 30:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankalazà NY TOMPO, ry olony masina, miderà Azy ka ankalazao ny fahatsiarovana ny fahamasinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, nampiakatra ny fanahiko avy any amin’ny Seoly Ianao; nampody ny aiko Ianao, nataonao lavitra izay midina any an-davaka aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa efa lasa tany am-pasana aho fa novelominao indray, TOMPO ô; toa efa tany amin’ny fonenan’ny maty aho no nakarinao avy any.
Malagasy Bible 1865
Mankalazà an'i Jehovah, ry olony masina, ka miderà ny anarany masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankalazà NY TOMPO, ry olony masina, miderà Azy ka ankalazao ny fahatsiarovana ny fahamasinany.
malagasy
Mankalazà an'i Jehovah, ry olony masina, ka miderà ny anarany masina.[Heb: fahatsiarovana]