Psalms 30:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indray mipy maso ihany ny fahatezerany nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany; amin’ny hariva dia misy fitomaniana fa nony maraina kosa dia misy fihobiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà ho an’i Iaveh ianareo mpiraikitra aminy, mankalazà ny fahatsiarovana masina Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihirà salamo ho an’ny TOMPO, ianareo mpivavaka aminy; manaova fiderana Azy ka tsarovy fa masina Izy.
Malagasy Bible 1865
Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany; nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany; amin'ny hariva dia misy fitomaniana tonga hivahiny miloaka alina; Fa nony maraina kosa dia misy fihobiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indray mipy maso ihany ny fahatezerany nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany; amin’ny hariva dia misy fitomaniana fa nony maraina kosa dia misy fihobiana.
malagasy