Psalms 30:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho raha mbola niadana: Tsy hangozohozo mandrakizay aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indray mipi-maso no aharetan’ny fahatezerany, ary mandritra ny andro iainana ny fahasoavany; ny hariva no tonga ny fitomaniana, ary ny maraina kosa misy ny fifaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray mipi-maso ny hatezerany, fa mandritra ny fiainana tontolo no itosahan’ny fanambinany. Hariva sy mandraka alina mbola misy ny tomany; fa maraina kosa dia hobim-pifaliana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izaho, raha mbola niadana: tsy hangozohozo mandrakizay aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho raha mbola niadana: Tsy hangozohozo mandrakizay aho!
malagasy
Ary hoy izaho, raha mbola niadana: tsy hangozohozo mandrakizay aho.[Heb: Na: noho ny fiadanako]