Psalms 30:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, noho ny fankasitrahanao dia nampitoerinao mafy ny tendrombohitro. Nanafina ny tavanao Ianao dia very hevitra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho, raha mbola be ny tokiko: Tsy hangozohozo mandrakizay aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fiadanako no nilazako hoe: «Tsy hihontsona aho na oviana na oviana.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nampitoerinao mafy ny tendrombohitro; nanafina ny tavanao Hianao, dia ory aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, noho ny fankasitrahanao dia nampitoerinao mafy ny tendrombohitro. Nanafina ny tavanao Ianao dia very hevitra aho.
malagasy
Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nampitoerinao mafy ny tendrombohitro; nanafina ny tavanao Hianao, dia ory aho.