Psalms 30:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no nantsoiko, TOMPO ô! Nifona tamin’NY TOMPO aho hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, noho ny fahasoavanao dia nohamafisinao ny tendrombohitro; - nanafina ny Tavanao Ianao ka nitebiteby aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fanambinanao, TOMPO ô, dia najoronao tamin-toerana avo aho.» Kanjo tsy nanaiky hijery ahy Ianao ka indro raiki-tahotra mafy aho.
Malagasy Bible 1865
Hianao no nantsoiko, Jehovah ô; ary Jehovah no nifonako hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no nantsoiko, TOMPO ô! Nifona tamin’NY TOMPO aho hoe:
malagasy
Hianao no nantsoiko, Jehovah ô; ary Jehovah no nifonako hoe: