Psalms 30:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona no soa azo amin’ny rako sy ny hidinako any an-davaka? Hidera Anao va ny vovoka? Hanambara ny fahamarinanao va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso Anao aho, ry Iaveh, nitaraina tamin’i Iaveh aho:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, miantso vonjy aminao aho; Ianao, ry Tompoko, no italahoako.
Malagasy Bible 1865
Inona no soa azo amin'ny rako sy ny hidinako any an-davaka? Hidera Anao va ny vovoka? Hanambara ny fahamarinanao va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona no soa azo amin’ny rako sy ny hidinako any an-davaka? Hidera Anao va ny vovoka? Hanambara ny fahamarinanao va izany?
malagasy
Inona no soa azo amin'ny rako sy ny hidinako any an-davaka? Hidera Anao va ny vovoka? Hanambara ny fahamarinanao va izany?