Psalms 31:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lanin’alahelo ny aiko sady lanim-pisentoana ny taonako; tsy manan-kery aho noho ny heloko ary efa lany ny taolako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindrà fo amiko, ry Iaveh, fa tra-pahoriana aho: simban’alahelo ny masoko, mbamin’ny fanahiko sy ny kiboko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba iantrao aho, TOMPO ô, fa ao an-katerena ny tena amam-panahiko ary jembin’alahelo ny masoko.
Malagasy Bible 1865
Fa lanin'alahelo ny aiko, sady lanim-pisentoana ny taonako; Tsy manan-kery aho noho ny heloko, ary efa lany ny taolako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lanin’alahelo ny aiko sady lanim-pisentoana ny taonako; tsy manan-kery aho noho ny heloko ary efa lany ny taolako.
malagasy
Fa lanin'alahelo ny aiko, sady lanim-pisentoana ny taonako; Tsy manan-kery aho noho ny heloko, ary efa lany ny taolako.