Psalms 31:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny ataon’ny fahavaloko rehetra dia efa tonga fandatsa aho na dia amin’ny mpiaramonina aza; atahoran’ny olom-pantatro aho ary mandositra ahy izay mahita ahy eny ivelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny aiko lanin’alahelo; ny taonako difotry ny sento; ny heriko levona noho ny fahotako; ary ny taolako fohatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kikisam-pahoriana ny aiko, lanin-tsentosento ny taonako, ritran’ny heloka vitako ny heriko, ka dia indro maina mbamin’ny taolako.
Malagasy Bible 1865
Noho ny ataon'ny fahavaloko rehetra dia efa tonga fandatsa aho, eny, na dia amin'ny namako aza,sady atahoran'ny olom-pantatro aho; izay mahita ahy eny ivelany mandositra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny ataon’ny fahavaloko rehetra dia efa tonga fandatsa aho na dia amin’ny mpiaramonina aza; atahoran’ny olom-pantatro aho ary mandositra ahy izay mahita ahy eny ivelany.
malagasy
Noho ny ataon'ny fahavaloko rehetra dia efa tonga fandatsa aho, eny, na dia amin'ny namako aza,sady atahoran'ny olom-pantatro aho; izay mahita ahy eny ivelany mandositra ahy.