Psalms 31:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa hadino any am-pon’ny olona tahaka ny olona maty aho, tahaka ny vilany fanary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’ny fahavaloko rehetra izay hahatonga ahy ho fanalam-baràka, ho enta-mavesatra ho an’ny mifanolo-bodirindrina amiko, ary ho tahotra ho an’ny sakaizako. Izay mahita ahy any ivelany mandositra ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandatsa ahy avokoa ny fahavaloko, eny, na dia ny mpiara-monina amiko aza; ny olom-pantatro koa matahotra ahy, ka mandositra raha mifanena amiko.
Malagasy Bible 1865
Efa hadino tahaka ny olona maty izay tsy tsaroana intsony aho; tahaka ny vilany ariana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa hadino any am-pon’ny olona tahaka ny olona maty aho, tahaka ny vilany fanary.
malagasy
Efa hadino tahaka ny olona maty izay tsy tsaroana intsony aho; tahaka ny vilany ariana aho.