Psalms 31:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mandre ny endrikendriky ny maro aho; eny, fampihorohoroana manodidina. Raha miara-mioko hamely ahy izy dia miray tetika hahafaty ny aiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
zavatra fanadino aho, toy ny maty, lavitra ny fon’ny olona; mova tsy ny kapoaka vaky iny aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fantatra intsony aho fa hadino toy ny maty sy toy ny zavatra nariana.
Malagasy Bible 1865
Fa mandre ny endrikendriky ny maro aho; misy fampangorohoroana manodidina, raha miara-mioko hamely ahy izy, ka miray tetika hahafaty ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mandre ny endrikendriky ny maro aho; eny, fampihorohoroana manodidina. Raha miara-mioko hamely ahy izy dia miray tetika hahafaty ny aiko.
malagasy
Fa mandre ny endrikendriky ny maro aho; misy fampangorohoroana manodidina, raha miara-mioko hamely ahy izy, ka miray tetika hahafaty ny aiko.