Psalms 31:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa matoky Anao aho, TOMPO ô! Hoy aho: Andriamanitro Ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reko avokoa ny vava ratsin’ny be sy ny maro, ny fangorohoroana mahazo ny manodidina, raha ilay miara-mioko hamely ahy iny izy ireo, fa miray tetika hamono ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa reko ny besinimaro mifosa ahy ka mampihorohoro hatraiza hatraiza. Mikaon-doha hamely ahy izy sy miray tetika hanala ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Nefa izaho matoky Anao, Jehovah ô; hoy izaho: Andriamanitro Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa matoky Anao aho, TOMPO ô! Hoy aho: Andriamanitro Ianao!
malagasy
Nefa izaho matoky Anao, Jehovah ô; hoy izaho: Andriamanitro Hianao.