Psalms 31:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo an-tananao ny androko; vonjeo aho tsy ho azon’ny tanan’ny fahavaloko sy izay manenjika ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa matoky Anao aho, ry Iaveh, hoy aho hoe: Andriamanitro Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa mitoky aminao, TOMPO ô, ka hoy aho hoe: «Andriamanitro Ianao.»
Malagasy Bible 1865
Eo an-tananao ny androko; Vonjeo aho tsy ho azon'ny tanan'ny fahavaloko sy izay manenjika ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo an-tananao ny androko; vonjeo aho tsy ho azon’ny tanan’ny fahavaloko sy izay manenjika ahy!
malagasy
Eo an-tananao ny androko; Vonjeo aho tsy ho azon'ny tanan'ny fahavaloko sy izay manenjika ahy.