Psalms 31:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampamirapirato amin’ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo amin’ny famindramponao aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo an-tananao ny anjarako, afaho amin’ny tanan’ny fahavaloko ama-mpanenjika ahy aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo ambany fiahianao ny androm-piainako ka afaho amin’ny fahavalo sy mpanenjika aho.
Malagasy Bible 1865
Ampamirapirato amin'ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo amin'ny famindram-ponao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampamirapirato amin’ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo amin’ny famindramponao aho!
malagasy
Ampamirapirato amin'ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo amin'ny famindram-ponao aho.