Psalms 31:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hangina ny molotra mandainga izay miteny sahisahy manohitra ny marina amin’ny avonavona sy ny fanamavoana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, aoka tsy ho menatra aho, raha miantso Anao; fa aoka ho an’ny ratsy fanahy ny henatra. Aoka izy hidina mangina any amin’ny Seoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho diso fanantenana anie aho, satria miantso vonjy aminao, TOMPO ô; fa aoka ireo ratsy fanahy no ho menatra ka hangina any amin’ny toeran’ny maty!
Malagasy Bible 1865
Aoka hangina ny molotra mandainga, izay miteny sahisahy hanohitra ny marina, amin'ny avonavona sy ny fanamavoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hangina ny molotra mandainga izay miteny sahisahy manohitra ny marina amin’ny avonavona sy ny fanamavoana!
malagasy
Aoka hangina ny molotra mandainga, izay miteny sahisahy hanohitra ny marina, amin'ny avonavona sy ny fanamavoana.