Psalms 31:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanafina azy ao amin’ny fierena eo anatrehanao Ianao mba tsy ho tratry ny teti-dratsy ataon’ny olona izy; hampiery azy ao amin’ny tranonao Ianao mba tsy ho azon’ny lela miampanga izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akory ny haben’ny hatsaram-ponao, izay tahirizinao ho an’ireo matahotra Anao, izay asehonao amin’ireo manao Anao ho fialofany, eo imason’ny zanak’olombelona!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, Tompo ô, akory ny hamaroan’ny soa atokanao ho an’ireo manaja Anao! Eo imason’ny olona no anaovanao izany ho an’izay mialoka aminao hatrany.
Malagasy Bible 1865
Hanafina azy ao amin'ny fiafenana eo anatrehanao Hianao, mba tsy ho tratry ny teti-dratsy ataon'ny olona izy; hampiery azy ao an-tranonao Hianao, mba tsy ho azon'ny lela mifanditra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanafina azy ao amin’ny fierena eo anatrehanao Ianao mba tsy ho tratry ny teti-dratsy ataon’ny olona izy; hampiery azy ao amin’ny tranonao Ianao mba tsy ho azon’ny lela miampanga izy.
malagasy
Hanafina azy ao amin'ny fiafenana eo anatrehanao Hianao, mba tsy ho tratry ny teti-dratsy ataon'ny olona izy; hampiery azy ao an-tranonao Hianao, mba tsy ho azon'ny lela mifanditra izy.