Psalms 31:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie NY TOMPO! Fa nataony mahagaga ny famindrampony tamiko tao an-tanàna mimanda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alofanao eo amin’ny aloky ny Tavanao izy; mba tsy ho tratry ny teti-dratsy ataon’ny olona izy; mpampiery azy ao an-dainao Ianao, mba tsy ho azon’ny lela mamely azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampierenao tsara eo anatrehanao Izy mba ho lavitra ny ankaso ataon’olona; Ao an-tranonao no anafenanao azy mba ho lavitra ny mpifosa manangana ady.
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Jehovah; fa nataony mahagaga ny famindram-pony tamiko tao an-tanàna mimanda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie NY TOMPO! Fa nataony mahagaga ny famindrampony tamiko tao an-tanàna mimanda.
malagasy
Isaorana anie Jehovah; fa nataony mahagaga ny famindram-pony tamiko tao an-tanàna mimanda.