Psalms 31:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy aho tamin’ny fahatairako: Voafongotra tsy ho eo imasonao aho! Kanjo nihaino ny feon’ny fifonako ihany Ianao raha nitaraina Taminao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie i Iaveh! fa nasehony miharihary ny famindram-pony tamiko, tamin’ny nametrahany ahy tao an-tanàna mimanda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie Ianao, TOMPO ô, fa nigagàna tokoa ny fitiavanao ahy fony aho toy ny tanàna voafahirano!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izaho tamin'ny fahatairako; voafongotra tsy ho eo imasonao aho; kanjo nihaino ny feon'ny fifonako ihany Hianao, raha nitaraina taminao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy aho tamin’ny fahatairako: Voafongotra tsy ho eo imasonao aho! Kanjo nihaino ny feon’ny fifonako ihany Ianao raha nitaraina Taminao aho.
malagasy
Fa hoy izaho tamin'ny fahatairako; voafongotra tsy ho eo imasonao aho; kanjo nihaino ny feon'ny fifonako ihany Hianao, raha nitaraina taminao aho.