Psalms 31:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tiava NY TOMPO, ry olony masina rehetra! Miaro ny marina NY TOMPO fa mamaly mafy ny mpiavonavona kosa Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho tamin’ny fahatairako: «Nariana lavitra ny fijerinao aho!» Kanjo nihaino ny feon’ny fifonako Ianao, nony nitaraina taminao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fahatairako no nilazako hoe: «Indro aho voaroaka tsy ho eo imasonao.» Kanjo nohenoinao ny fitalahoako, rehefa niantso vonjy taminao aho.
Malagasy Bible 1865
Tiava an'i Jehovah, ry olony masina rehetra; miaro ny marina Jehovah, ary mamaly dia mamaly ny mpiavonavona Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tiava NY TOMPO, ry olony masina rehetra! Miaro ny marina NY TOMPO fa mamaly mafy ny mpiavonavona kosa Izy.
malagasy
Tiava an'i Jehovah, ry olony masina rehetra; miaro ny marina Jehovah, ary mamaly dia mamaly ny mpiavonavona Izy.Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo, dia ianareo rehetra izay manantena an'i Jehovah.