Psalms 31:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo, dia ianareo rehetra izay miandry NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tiava an’i Iaveh ianareo rehetra mazoto mivavaka aminy; Miaro ny olona miraikitra aminy i Iaveh, fa faiziny mafy kosa ny mpiavonavona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mpivavaka rehetra, tiava ny TOMPO satria Izy miaro an’izay mino Azy; fa ireo mpiavonavona kosa dia valiany tsy an’erany izay nataony.
Malagasy Bible 1865
Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo, dia ianareo rehetra izay manantena an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo, dia ianareo rehetra izay miandry NY TOMPO.
malagasy
Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo, dia ianareo rehetra izay manantena an'i Jehovah.