Psalms 31:25 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matokia ary mahereza fo, ianareo rehetra manantena an’i Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo rehetra manantena ny TOMPO, matanjaha sy mahereza.