Psalms 31:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa harambatoko sy manda fiarovana ho ahy Ianao ary noho ny anaranao no hitondranao sy hitarihanao ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atongilano amiko ny sofinao; faingàna hamonjy ahy. Aoka ho vatolampy fiarovana ahy Ianao, ho trano mimanda hahitako famonjena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba anongilano sofina aho ka vonjeo faingana; aoka Ianao ho Vatolampy fiereko ary ho manda hahitako famonjena!
Malagasy Bible 1865
Fa harambatoko sy batery fiarovana ho ahy Hianao; ary noho ny anaranao no hitondrànao sy hitarihanao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa harambatoko sy manda fiarovana ho ahy Ianao ary noho ny anaranao no hitondranao sy hitarihanao ahy.
malagasy
Fa harambatoko sy batery fiarovana ho ahy Hianao; ary noho ny anaranao no hitondrànao sy hitarihanao ahy.