Psalms 31:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanafaka ahy amin’ny fandrika harato izay nafeniny hamandrihany ahy Ianao, fa Ianao no fiarovana mafy ho ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao no vatolampy sy trano mimandako; ary noho ny Anaranao dia hitondra sy hitarika ahy Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, harambato sy manda fiarovana ho ahy Ianao; ary mba ho voninahitry ny anaranao, dia aoka Ianao hitarika ahy sy hiandry ahy!
Malagasy Bible 1865
Hanafaka ahy amin'ny fandrika harato izay nafeniny hamandrihany ahy Hianao; fa Hianao no fiarovana mafy ho ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanafaka ahy amin’ny fandrika harato izay nafeniny hamandrihany ahy Ianao, fa Ianao no fiarovana mafy ho ahy.
malagasy
Hanafaka ahy amin'ny fandrika harato izay nafeniny hamandrihany ahy Hianao; fa Hianao no fiarovana mafy ho ahy.