Psalms 31:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo an-tananao no atolotro ny fanahiko; fa efa nanavotra ahy Ianao, TOMPO ô, Andriamanitry ny fahamarinana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanafaka ahy amin’ny fandrika harato novelariny Ianao; fa Ianao no fiarovana ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsoahy amin’ny fandrika harato izay novelarina tamiko aho, satria Ianao no miaro ahy.
Malagasy Bible 1865
Eo an-tananao no atolotro ny fanahiko; fa efa nanavotra ahy Hianao, Jehovah ô, Andriamanitry ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo an-tananao no atolotro ny fanahiko; fa efa nanavotra ahy Ianao, TOMPO ô, Andriamanitry ny fahamarinana!
malagasy
Eo an-tananao no atolotro ny fanahiko; fa efa nanavotra ahy Hianao, Jehovah ô, Andriamanitry ny fahamarinana.