Psalms 31:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halako izay mifikitra amin’ny zava-poana mamitaka, fa izaho dia NY TOMPO no itokiako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Apetrako eo am-pelatananao ny fanahiko, dia hanafaka ahy Ianao, ry Iaveh Andriamanitry ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo an-tananao no apetrako ny fiainako; TOMPO ô, Ianao no nanafaka ahy, Ianao Ilay Andriamanitra mahatoky.
Malagasy Bible 1865
Halako izay mivavaka amin'ny sampy; fa Jehovah kosa no itokiako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halako izay mifikitra amin’ny zava-poana mamitaka, fa izaho dia NY TOMPO no itokiako.
malagasy
Halako izay mivavaka amin'ny sampy; fa Jehovah kosa no itokiako.[Heb: zava-poana mandainga]