Psalms 31:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hifaly sy hiravoravo amin’ny famindramponao aho fa mahita ny fahantrako Ianao ka mahafantatra ny fahorian’ny fanahiko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hàlako izay manaja sampy foana: fa raha izaho dia i Iaveh no itokiako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halako ny mivavaka amin’ny sampy; fa izaho, TOMPO ô, dia mitoky aminao.
Malagasy Bible 1865
Hifaly sy ho ravoravo amin'ny famindram-ponao aho; fa nahita ny fahantrako Hianao, ka nahafantatra ny fahorian'ny fanahiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hifaly sy hiravoravo amin’ny famindramponao aho fa mahita ny fahantrako Ianao ka mahafantatra ny fahorian’ny fanahiko
malagasy
Hifaly sy ho ravoravo amin'ny famindram-ponao aho; fa nahita ny fahantrako Hianao, ka nahafantatra ny fahorian'ny fanahiko,