Psalms 31:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy mba nanolotra ahy ho eo an-tanan’ny fahavalo fa efa mampitoetra ny tongotro teo amin’ny malalaka Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hientan-kafaliana sy haravoana noho ny hatsaram-ponao aho; fa nijery ny fahantrako Ianao, nahita ny fahorian’ny fanahiko Ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Te hifaly sy hiravo aho noho ny fitiavanao, satria hitanao ny fahantrako sady fantatrao ny fahoriako;
Malagasy Bible 1865
ary tsy mba nangeja ahy teo an-tànan'ny fahavalo; fa efa nampitoetra ny tongotro eo amin'ny malalaka Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy mba nanolotra ahy ho eo an-tanan’ny fahavalo fa efa mampitoetra ny tongotro teo amin’ny malalaka Ianao.
malagasy
ary tsy mba nangeja ahy teo an-tànan'ny fahavalo; fa efa nampitoetra ny tongotro eo amin'ny malalaka Hianao.