Psalms 31:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamindrà fo amiko, TOMPO ô, fa azom-pahoriana aho; simban’alahelo ny masoko sy ny fanahiko ary ny ao anatiko rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy nanolotra ahy teo am-pelatanan’ny fahavaloko Ianao; fa nampitoetra ny tongotro teo amin’ny malalaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy navelanao ho azom-pahavalo aho fa najoronao ho eo an-kalalahana.
Malagasy Bible 1865
Mamindrà fo amiko, Jehovah ô, fa azom-pahoriana aho; simban'alahelo ny masoko sy ny fanahiko ary ny tenako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamindrà fo amiko, TOMPO ô, fa azom-pahoriana aho; simban’alahelo ny masoko sy ny fanahiko ary ny ao anatiko rehetra.
malagasy
Mamindrà fo amiko, Jehovah ô, fa azom-pahoriana aho; simban'alahelo ny masoko sy ny fanahiko ary ny tenako.