Psalms 32:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny olona izay voavela ny helony ary voasarona ny fahotany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Davida. Fisaintsainana masina. Sambatra izay voaesotra ny helony, sy voavela ny fahotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tononkalo fananarana nataon’i Davida. Sambatra ny olona afa-keloka sy voavelan’Andriamanitra ny otany.
Malagasy Bible 1865
Nataon'i Davida. Maskila. Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny olona izay voavela ny helony ary voasarona ny fahotany!
malagasy
[Ny amin'ny famelan-keloka] Nataon'i Davida. Maskila. Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.