Psalms 32:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Be ny fanaintainan’ny ratsy fanahy, fa izay matoky NY TOMPO kosa dia hodidinin’ny famindrampo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahoriana be no anjaran’ny ratsy fanahy; fa fahasoavana kosa no manodidina an’izay matoky an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fijaliana maro ny an’ny ratsy fanahy; fa izay mitoky amin’ny TOMPO kosa dia harovan’ny fitiavany hatrany.
Malagasy Bible 1865
Be ny fanaintainan'ny ratsy fanahy, fa izay matoky an'i Jehovah kosa dia ho hodidinin'ny famindram-po.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Be ny fanaintainan’ny ratsy fanahy, fa izay matoky NY TOMPO kosa dia hodidinin’ny famindrampo.
malagasy
Be ny fanaintainan'ny ratsy fanahy, fa izay matoky an'i Jehovah kosa dia ho hodidinin'ny famindram-po.Mifalia amin'i Jehovah, ary ravoravoa, ianareo olo-marina, ary mihobia, ianareo mahitsy fo rehetra.