Psalms 32:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifalia amin’NY TOMPO ary miravoravoa ianareo olona marina! Mihobia, ianareo mahitsy fo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifalia sy miravoravoa amin’i Iaveh ianareo olo-marina, Manaova hobin-kafaliana ianareo mahitsy fo rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny amin’izay nataon’ny TOMPO, dia mifalia sy miravoa, ry olo-marina; manaova horakora-pihobiana, ianareo rehetra mahitsy fo.
Malagasy Bible 1865
Mifalia amin'i Jehovah, ary ravoravoa, ianareo olo-marina, ary mihobia, ianareo mahitsy fo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifalia amin’NY TOMPO ary miravoravoa ianareo olona marina! Mihobia, ianareo mahitsy fo rehetra.
malagasy
Mifalia amin'i Jehovah, ary ravoravoa, ianareo olo-marina, ary mihobia, ianareo mahitsy fo rehetra.