Psalms 32:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny olona izay tsy isain’NY TOMPO heloka ary tsy misy fitaka ny fanahiny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny olona tsy tanan’i Iaveh heloka, izay tsy misy fitaka ny fanahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay tsy heverin’ny TOMPO ho diso sady tsy misy fitaka ny fanahiny.
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny olona izay tsy isain'i Jehovah heloka, ary tsy misy fitaka ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny olona izay tsy isain’NY TOMPO heloka ary tsy misy fitaka ny fanahiny!
malagasy
Sambatra ny olona izay tsy isain'i Jehovah heloka, ary tsy misy fitaka ny fanahiny.