Psalms 32:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nangina aho dia nihalany ny taolako rehetra noho ny fitarainako mandritra ny andro,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola nangina aho, nihalany ny taolako rehetra, tamin’ny fitolokoko isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony aho tsy mbola niaiky fahotana, dia nihalany hery ny tenako satria nitaraina tontolo andro aho.
Malagasy Bible 1865
Raha nangina aho, dia nihalany ny taolako rehetra, noho ny fitarainako mandrakariva,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nangina aho dia nihalany ny taolako rehetra noho ny fitarainako mandritra ny andro,
malagasy
Raha nangina aho, dia nihalany ny taolako rehetra, noho ny fitarainako mandrakariva,