Psalms 32:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa navesatra tamiko andro aman’alina ny tananao; niova ny fahatanjahako, toy ny azon’ny fahamainana amin’ny lohataona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanindry ahy, andro aman’alina, ny tananao; nihamaina ny herin’ny aiko tamin’ny hainandro lohataona. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andro aman’alina, Tompo ô, no nanasazianao ahy hatrany; ka nanjary reraka mafy aho, toa nasian’ny hainandro migaina. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Fa efa navesatra tamiko andro aman'alina ny tananao; niova ny fahatanjahako toy ny azon'ny fahamainana amin'ny lohataona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa navesatra tamiko andro aman’alina ny tananao; niova ny fahatanjahako, toy ny azon’ny fahamainana amin’ny lohataona.
malagasy
Fa efa navesatra tamiko andro aman'alina ny tananao; niova ny fahatanjahako toy ny azon'ny fahamainana amin'ny lohataona.