Psalms 32:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no fiereko, miaro ahy tsy ho azon’ny fahoriana Ianao; fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no fialofako; hiaro ahy amin’ny fahoriana Ianao, hodidininao hiram-pamonjena aho. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no fierena miaro ahy mba tsy ho azon’ny fahoriana; ny ahodidinao ahy dia horakora-pihobiana ataon’ireo mifaly fa nafahanao aho. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Hianao no fiereko, miaro ahy tsy ho azon'ny fahoriana Hianao; fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no fiereko, miaro ahy tsy ho azon’ny fahoriana Ianao; fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.
malagasy
Hianao no fiereko, miaro ahy tsy ho azon'ny fahoriana Hianao; fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.