Psalms 32:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manahaka ny soavaly na ny ampondra tsy manan-tsaina; vy sy lamboridy no haingo hihazonana azy fa tsy mety manakaiky anao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manahaka ny soavaly ama-mole tsy manan-tsaina: tsy maintsy entina amin’ny vy sakam-bavany aman-damboridy ireny; fa tsy mety manaiky izy raha tsy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aoka ianao tsy ho ketrina toa soavaly na ampondra izay vy sy lamboridy no ihazonan’olona azy; dia tsy hisy zava-doza hihatra aminao.»
Malagasy Bible 1865
Aza manahaka ny soavaly na ny ampondra tsy manan-tsaina; vy sy lamboridy no haingo hihazonana azy, fa tsy mety manakaiky anao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manahaka ny soavaly na ny ampondra tsy manan-tsaina; vy sy lamboridy no haingo hihazonana azy fa tsy mety manakaiky anao izy.
malagasy
Aza manahaka ny soavaly na ny ampondra tsy manan-tsaina; vy sy lamboridy no haingo hihazonana azy, fa tsy mety manakaiky anao izy.