Psalms 33:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahafoana ny fikasan’ny firenen-tsamihafa NY TOMPO; mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manakorontana ny fisainan’ny firenena I Iaveh, maha-tsinontsinona ny hevitry ny vahoaka Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO maharava ny fikasan’ny firenena ary mahasakana ny hevitry ny vahoaka;
Malagasy Bible 1865
Jehovah mahafoana ny fisainan'ny firenen-tsamy hafa; Mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahafoana ny fikasan’ny firenen-tsamihafa NY TOMPO; mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy.
malagasy
Jehovah mahafoana ny fisainan'ny firenen-tsamy hafa; Mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy.