Psalms 33:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maharitra mandrakizay ny fikasan’NY TOMPO ary mahatratra ny taranaka fara aman-dimby ny hevitry ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny hevitr’i Iaveh kosa maharitra mandrakizay ny fisainan’ny fony mahatratra ny taranaka fara mandimby rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny fikasan’ny TOMPO no maharitra mandrakizay, ny hevitry ny fony manerana ny taranaka mifandimby.
Malagasy Bible 1865
Ny fisainan'i Jehovah maharitra mandrakizay, ny hevitry ny fony mahatratra ny taranaka fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maharitra mandrakizay ny fikasan’NY TOMPO ary mahatratra ny taranaka fara aman-dimby ny hevitry ny fony.
malagasy
Ny fisainan'i Jehovah maharitra mandrakizay, ny hevitry ny fony mahatratra ny taranaka fara mandimby.