Psalms 33:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny firenena izay manana NY TOMPO ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny firenena manana an’i Iaveh ho Andriamaniny; sambatra ny vahoaka nofidiny ho lovany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ny firenena manana ny TOMPO ho Andriamanitra; sambatra ny vahoaka nofidiny mba ho Azy manokana.
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny firenena izay manana NY TOMPO ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany!
malagasy
Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany.