Psalms 33:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eny an-danitra no itsinjovan’NY TOMPO; mijery ny zanak’olombelona rehetra Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijery i Iaveh eny an-danitra; mahita ny zanak’olombelona rehetra Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eny an-danitra ny TOMPO no mitsinjo sy mijery ny olombelona rehetra;
Malagasy Bible 1865
Eny an-danitra no itsinjovan'i Jehovah, mijery ny zanak'olombelona rehetra Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eny an-danitra no itsinjovan’NY TOMPO; mijery ny zanak’olombelona rehetra Izy;
malagasy
Eny an-danitra no itsinjovan'i Jehovah, mijery ny zanak'olombelona rehetra Izy;