Psalms 33:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy eo amin’ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin’ny tany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
eny amin’ny fitoeran’ny fonenany dia tazaniny ny mponina rehetra amin’ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo an-tsezafiandrianany no andinihany ny mponina rehetra etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Eo amin'ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin'ny tany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy eo amin’ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin’ny tany,
malagasy
Eo amin'ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin'ny tany,