Psalms 33:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia Izy izay namolavola ny fon’izy rehetra sy mamantatra ny asany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia Izy mpamorona ny fon’izy rehetra, Izy mpamantatra ny asan’izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpamorona ny saina amam-piniavana Izy, ka mahalala izay rehetra ataon’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Dia Izy Mpamorona ny fon'izy rehetra sy Mpamantatra ny asany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia Izy izay namolavola ny fon’izy rehetra sy mamantatra ny asany rehetra.
malagasy
Dia Izy Mpamorona ny fon'izy rehetra sy Mpamantatra ny asany rehetra.