Psalms 33:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy mpanjaka voavonjin’ny hamaroan’ny miaramilany; ny olo-mahery dia tsy voavonjin’ny haben’ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny hamaroan’ny miaramilany no ahazoan’ny mpanjaka fandresena; tsy ny heriny lehibe no ahombiazan’ny mpiady;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha handresy amin’ny ady ny mpanjaka, dia tsy noho ny hamaroan’ny miaramilany; ary raha afa-doza ny mpiady, dia tsy noho ny haben’ny heriny.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy mpanjaka voavonjin'ny hamaroan'ny miaramilany; ny olo-mahery tsy voavonjin'ny haben'ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy mpanjaka voavonjin’ny hamaroan’ny miaramilany; ny olo-mahery dia tsy voavonjin’ny haben’ny heriny.
malagasy
Tsy misy mpanjaka voavonjin'ny hamaroan'ny miaramilany; ny olo-mahery tsy voavonjin'ny haben'ny heriny.