Psalms 33:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny soavaly dia tsy azo itokiana ho famonjena ary tsy mahavonjy ny haben’ny tanjany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny soavaly tsy vanon-kampahazo famonjena; ary ny havitrihany rehetra tsy ahazoana antoka amin’ny fahafahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny soavaly tsy azo itokiana hahazoam-pandresena; ary na matanjaka be aza izy, dia tsy mahavonjy ny mpitaingina azy.
Malagasy Bible 1865
Ny soavaly tsy azo itokiana ho famonjena, ary tsy mahavonjy ny haben'ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny soavaly dia tsy azo itokiana ho famonjena ary tsy mahavonjy ny haben’ny tanjany.
malagasy
Ny soavaly tsy azo itokiana ho famonjena, ary tsy mahavonjy ny haben'ny heriny.