Psalms 33:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, mitsinjo izay matahotra Azy ny mason’NY TOMPO, dia izay manantena ny famindrampony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mason’i Iaveh mitsinjo izay matahotra Azy, dia ireo manantena ny hatsaram-pony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinjovin’ny TOMPO kosa ireo mpanaja Azy, dia ireo olona miantehitra amin’ny fitiavany,
Malagasy Bible 1865
Indro, ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, mitsinjo izay matahotra Azy ny mason’NY TOMPO, dia izay manantena ny famindrampony,
malagasy
Indro, ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony,