Psalms 33:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanafaka azy amin’ny fahafatesana sy hamelona azy raha misy mosary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanafaka ny fanahiny amin’ny fahafatesana, sy hamelona azy amin’ny andro mosarena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hanafaka ny ainy amin’ny fahafatesana sy hamelona azy na dia misy mosary aza.
Malagasy Bible 1865
mba hanafaka ny fanahiny amin'ny fahafatesana, sy hamelona azy, raha misy mosary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanafaka azy amin’ny fahafatesana sy hamelona azy raha misy mosary.
malagasy
mba hanafaka ny fanahiny amin'ny fahafatesana, sy hamelona azy, raha misy mosary.