Psalms 33:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO amin’ny lokanga; mankalazà Azy amin’ny valiha tory folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh amin’ny harpa, mihirà ho azy amin’ny valiha tory folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO amin’ny lokanga; ka salamo arahim-baliha torifolo no ataovy ho fankalazana Azy.
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah amin'ny lokanga; mankalazà Azy amin'ny valiha tory folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO amin’ny lokanga; mankalazà Azy amin’ny valiha tory folo.
malagasy
Miderà an'i Jehovah amin'ny lokanga; mankalazà Azy amin'ny valiha tory folo.