Psalms 33:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Izy no ifalian’ny fontsika satria ny anarany masina no itokiantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Izy no ataon’ny fontsika foto-pifaliana, fa ny Anarany masina no ataontsika fototry ny fitokiantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, Izy Tompo no ifalian’ny fontsika; masina ny anarany ka itokiantsika.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy no ifalian'ny fontsika, satria ny anarany masina no itokiantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Izy no ifalian’ny fontsika satria ny anarany masina no itokiantsika.
malagasy
Fa Izy no ifalian'ny fontsika, satria ny anarany masina no itokiantsika.Jehovah ô, aoka ny famindram-ponao hitoetra aminay araka ny anantenanay Anao.